Actualités

ANKILIMALINIKE TOLIARA II Omby 40 lasan’ny dahalo, mpanara-dia roa voatifitra


  • Alarobia 08 Aprily 2015

Nitrangana halatra omby ny alin’ny zoma teo, tao amin’ny fokontany Mitsinjo, kaominina ambanivohitra Ankilimalinike Toliara II ka very tamin’izany ny ombin’i Romain miisa 40.

 

 

 

Raikitra avy hatrany ny fanarahan-dia rehefa dify kelin’ny tanàna ireo malaso nirongo basy. Tsy nikoso-maso amin’ireo malaso ny zandary sy ny fokonolona. Nafotaka ny fifandonana teo amin’ny mpitandro ny filaminana sy ireo dahalo valolahy nirongo basy kalachnikov tao amin’ny kizon’i Antsonombo distrikan’i Toliara II, ny sabotsy maraina teo, tokony ho tamin’ny 6 ora. Andrimasom-pokonolona (Zama) roa nanampy ny fokonolona sy ny zandary voatifitra tamin’ny fanarahan-dia no naratra mafy voatifitra, ary mbola manaraka fitsaboana hatramin’izao. Raha ny loharanom-baovao akaiky ny mpitandro filaminana dia matetika vonoina ao amin’ny « abattoir » Toliara ny omby halatra, avy eo amidy eny an-tsena mivadika vola madio.

 

Eric R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT