• Talata 14 Aprily 2015
Actualités.Orinasa Ambatovy Mitokona ny mpiasa ao Tanandava

Nitokona nanomboka omaly ny mpiasan’Ambatovy ao Tanandava Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Aprily 2015
Actualités.Lalam-pirenena faha-44 Taksiborosy iray voatafika tao Andronokobaka

Miverina ny fanafihana fiarakodia amin’ny lalam-pirenena faha-44. Taksiborosy iray nandeha irery avy any Ampita andrefana hihazo an’Antananarivo no lasibatra tao Andronokobaka Ambatondrazaka ny alin’ny alahady teo, tokony ho tamin’ny sivy ora

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Aprily 2015
Actualités.Tsy milamina i Betroka Nalefa any an-toerana ny FIGN sy ny 1er RFI

Manomboka tsy milamina indray ny any amin’iny faritra atsimon’ny nosy iny noho ny asan-dahalo. Fantatra izao fa zandary avy ao amin’ny FIGN 30 niampy miaramila avy eny amin’ny 1er RFI Ivato miisa 30 ihany koa no nalefa any amin’ny distrikan’i Betroka, araka ny vaovao avy any amin’ny zandarimariam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Aprily 2015
Actualités.ESSVA Antsirabe Nanofana mpianatra 1331 tao anatin’ny 15 taona

Nanome voninahitra ny lanonana fanokafana ôfisialy ny faha-15 taonan’ny Sekoly ambony tsy miankina ESSVA ao Antsirabe ny praiminisitra Jean Ravelonarivo, ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Aprily 2015
Actualités.Karana nisy naka an-keriny Nirefodrefotra ny basy tany Mahajanga

Avy nivarotra ity teratany karana no efa nisy niandry azy teo ivelan’ny tsenany. Jiolahy 5 lahy niampy vehivavy roa no nikasa haka azy alaina an-keriny ary hakana vola mitentina 6 tapitriasa ariary amin’ireo fianakaviany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Aprily 2015
Actualités.Orinasa Jirama Mila 51,8 miliara Ar vao mety hiarina

Misy ny mpamatsy vola no kivy tanteraka raha vao iresahana Jirama, misy kosa ireo izay milaza fa te hanampy saingy mbola mijanona ho fampanantenana ihany

Hamaky ny tohiny
FTT