- Alarobia 22 Aprily 2015
Actualités.Aretina pesta Ny antsasak’ireo tranga miisa 482 no voamarina fa tena izy
Nahatratra 482 ny tranga nahiana ho pesta teto Madagasikara tamin’ny taona 2014 ka ny 52%-n’ireo no tena voamarina fa izy raha araka ny tatitry ny tompon’andraikitra eo anivon’ny Minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka omaly. Voakasik’izany isika eto an-drenivohitra izay voalaza fa nahitana trangana pesta pulmonaire mihitsy, volana vitsivitsy lasa izay.
Hamaky ny tohiny