• Alakamisy 23 Aprily 2015
Actualités.SAMVA Vaky ambatolampy ny raharaha kolikoly

Vaky ny nafenina ! Mitarain-dava ho tsy ampy enti-manana, vola, fitaovana ary solika, ny tao amin’ny SAMVA (Service Autonome de la Maintenance de la Ville d’Antananarivo) ka tsy nahafahany nanao an-tsakany sy an-davany ny fanalana fako teto Antananarivo Renivohitra sahaniny, ka fototr’ireny loto sy fako

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Aprily 2015
Actualités.Resaka “court-circuit” Saika may indray ny TVM sy RNM

Nieren-doza ny TVM sy RNM ! Nitrangana ankosona herinaratra (court-circuit) teo amin’ny rihana faharoa misy ny Radio Nasionaly Anosy miampita amin’ny DIT (Directions des Infrastructures Technique) omaly tolakandro. Soa fa nalady voafehy ny afo ka tsy niitatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Aprily 2015
Actualités.« Cellule d’Intervention Routière » Hanampy amin’ny fandrindrana ny fifamoivoizana

Handray anjara amin’ny fandaminana ny fifamoivoizana eto an-drenivohitra ny minisiteran’ny Fitaterana sy ny Famantarana ny toetr’andro. Omaly dia notolorana moto miisa valo ireo mpitandro ny filaminana izay miasa eo anivon’ny « Cellule d’Intervention Routière »

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Aprily 2015
Actualités.Mpianatra eny Ankatso Hanohy ny fitokonana

Tsy hijanona ny hetsik’ireo mpianatra eny amin’ny anjerimantolo, raha ny fanazavan’ireo mpianatra eo anivon’ny sojaben’ny mpitsabo omaly. Ekena fa nanome fotoana roa herinandro sy tapany ny minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka mba handoavana ny vatsim-pianaranay, hoy izy ireo, saingy tsy nofaritana mazava izany na ilay tena dimy volana takianay marina na tsia

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Aprily 2015
Actualités.Fitsarana ao Mahajanga Anjakan’ny kolikoly

Tranga roa samy hafa nandalo teo anivon’ny fitsarana izay tokony ho niharan’ny lalàna no votsotra avokoa noho ny hatanjaky ny kolikoly. Ady tany sy resaka vono olona no tena nahitana fa misy soritra kolikoly ny eo anivon’ny fitsarana ao

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Aprily 2015
Actualités.Fanatanjahantena an-tsekoly Antananarivo Renivohitra Ambohimanarina sy Andohalo ary Faravohitra no tompondaka

Tontosa tetsy Mahamasina omaly alarobia ireo lalao famaranana ny taranja baolina kitra sy baskety baolina ho an’ny fanatanjahantena an-tsekoly eto amin’ny “Cisco” Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
FTT