- Talata 28 Aprily 2015
Actualités.Depiote Michel Ambalavato Nizara vary tamina fokontany 6
Mitohy indray ny asa fanampiana ireo vahoaka tena sahirana eto Antsirabe ataon’ny Depiote Michel Ambalavato. Ny sabotsy 25 aprily 2015 lasa teo mantsy dia fianakaviana niisa 300 indray no nizarany fotsimbary tokony ho 5 kilao
Hamaky ny tohiny