• Zoma 08 Mey 2015
Actualités.Ampanihy Andrefana Miaramila nangalatr’omby sady nanolana vehivavy

Maniry hihaona amin’ny praiminisitra amin’ny fandalovany rahampitso sabotsy ao Toliara ny solontenam-pokonolona any amin’ny distrikan’Ampanihy Andrefana hitondra fanazavana feno ny zavatra nitranga marina tao amin’ny Kaominin’i Ejeda, nanoloana ny fihoaram-pefy sy fanamparam-pahefana ataona mpitandro

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Mey 2015
Actualités.Fikambanana Mahasoa Alasora Manetsiketsika ny fikarakarana ny tanora

Mihetsika amin’ny fikarakarana ny tanora ao amin’ny kaominina misy azy ny fikambanana Mahasoa. Hanombohana ny hetsika dia misy ny fikarakarana « Grand Tournoi Mahasoa » izay lalao baolina kitra hiadiana amboara omby mifahy ka

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Mey 2015
Actualités.Ady amin’ny fanararaotana ara-nofo ny ankizy Voasonia ny fandaharanasa haharitra 4 taona

Mihamahazo vahana hatrany eto amintsika ny asa tsy mifanentana amin’ny maha olona, indrindra fa ireo mianjady amin’ny ankizy tsy ampy taona toy ny fanararaotana ara-nofo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Mey 2015
Actualités.Raharimanarivo Voahanginiaina Ny mahasoa ny vahoaka no tokony hatao haingana

asa mahamaika amin’ny fanatsarana ny fiainany ankehitriny ny vahoaka ka tokony hatao amin’izay ny fanamboarana ireo lalana efa tena mihasimba eny Atsimondrano eny. Fony mbola nisy ranon’orana nilatsaka aza efa natoby teny an-toerana mihitsy ireo fitaovana raitran’ny orinasa Colas ka amin’izao tany efa

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Mey 2015
Actualités.Ny 40 %-n’ireo mponina any ambanivohitra ihany no mahazo izany

Tranga hafahafa ! Misy andian’olona midaroka tampoka amin’ny vatan-kazo ao anaty haizina any anelakela-trano eny Ivato Aéroport eny. Efatra izao no fantatra fa lasibatra, anisan’izany ity tovovavy iray avy niasa nody hariva izay voakapoka teo amin'ny lohany

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Mey 2015
Actualités.Soaniedanana – Fim 10 Nahazo tranoheva fampirantiana ireo mpifindra monina

Nahazo sehatra amin’ny fampirantiana anaty tranoheva ao amin’ity hetsika ara-toekarena iraisam-pirenena FIM andiany faha-10 ny vokatr’ireo mpifindra monina anatin’ny tetikasa “Exode urbain” any Soaniedanana ary tena

Hamaky ny tohiny
FTT