• Alatsinainy 11 Mey 2015
Actualités.Lalam-pirenena faha-44 Nifarimbonan'ny fanjakana sy ny tsy miankina kojakojaina

Mitentim-bidy 200 tapitrisa Ariary ny asa tanterahana ao amin’ny lalam-pirenena faha-44, manomboka ao Vohidiala hatrany Andranokobaka. Tafiditra ao anatin’izany ireo toerana tena nampitaraina ny mpitatitra nandritra ny vanim-potoanan’ny fahavaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Mey 2015
Actualités.Tantsaha mpamokatra Manomboka ifanotofan’ireo orinasa Malagasy

Tsy vitsy ireo orinasa Malagasy mitady hevitra entina hanasoavana ireo tantsaha mpamokatra amin’izao. Ho an’ny orinasa Royal Spirits manokana izay mpamokatra zava-pisotro misy alikaola avo lenta dia hisy ny fiaraha-miasany amin’ny Mahavitasoa any Fianarantsoa manomboka izao amin’ny famokarana voaloboka entina hanamboarana ny divay.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Mey 2015
Actualités.Harena tsy tontan’ny ela Bolongam-bolafotsy 50 kg hita tany Sainte Marie

Bolongam-bolafotsy milanja 50 kg no hita tany ambany ranomasin’ny nosy Sainte Marie, ambaran’ireo manampahaizana fa harena be izy ity ary tao amin’ny sambon’ilay piraty Anglisy Williams Kidd tamin’ny taonjato faha 17, ary rendrika tany amin’ny fridranomasian’ny nosy Sainte Marie

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Mey 2015
Actualités.FIM 2015 Nitombo isa ny orinasa malagasy mandray anjara

Nosokafana tamim-pomba ôfisialy omaly etsy amin’ny Forello Expo Tanjombato, haharitra efatra andro ilay foarabe iraisam-pirenena ho an’i Madagasikara andiany fahafolo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Mey 2015
Actualités.TVM Anosy Misy mitady hanafika ?

Nanaitra ny maro ny fahitana ny fihaodihaodin’ny andia-miaramila maro mirongo basy mahery vaika teo amin’ny foiben’ny televiziona nasionaly omaly maraina. Voasava hatramin’ireo mpiasa maraina tonga tao amin’ny RNM sy TVM mihitsy aza. Niely avy hatrany ny feo fa misy mikasa hanafika ity haino aman-jerim-

Hamaky ny tohiny
FTT