• Talata 12 Mey 2015
Actualités.MBS Mandeha ny Radio, ho avy koa ny TV

Niroso amin’ny andrana ara-teknika indray ny onjampeo MBS izay raisina eo amin’ny maridrefy 95.4 FM nanomboka tamin’ny zoma lasa teo. Amin’ny maha andrana azy dia hira ihany aloha hatreto no re ao amin’ity onjampeo naorin’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana tamin’ny 2001 ity fa tsy mbola misy vaovao na fandaharana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Mey 2015
Actualités.Saika niharan’ny hatezeram-bahoaka Noheverina ho jiolahy hay marary saina

Tsy hay marina na tena marary saina na nody adala ity tovolahy ity rehefa tratra, fa nanohitra ireo nisambotra azy, ary nihizitrizitra be ny fihetsika toy ny tsy tompon’ny tenany izany. Mena be sady nidiridiry nila hipotsaka ny voamasony (mamon-drongony sa marary maso ?)

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Mey 2015
Actualités.Ady tany ao Mahajanga Navoaka ny trano ny Talem-paritry ny indostria

Niharan'ny fandroahana hiala tamin’ny trano nitoerany tsy misy hatak’andro ny Talem-paritry ny indostria ao amin’ny Faritra Boeny. Raha ny fantatra dia tranon'ny minisiteran'ny paositra no ipetrahan’io tale io efa an-taonany maro. Ankehitriny anefa dia nisy taratasy avy amin’ny minisitra milaza fa tokony

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Mey 2015
Actualités.Fanafihana mitam-basy Telo no maty, roa maratra mafy

Izay no vokatry ny fanafihan-dahalo tany amin’ny Kaominina Andranomavo, Distrikan’i Mananjary ny alin'ny alakamisy lasa teo. Mpandraharaha iray ao an-toerana no lasibatra ary fito lahy mitam-basy ireo mpanafika. Voasambotry ny Fokonolona ny roa tamin'ireo mpanao ratsy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Mey 2015
Actualités.Faritra Alaotra Mangoro « Tsy ekentsika raha tsy voalohany »

Tontosa ny faran'ny herinandro teo ny fametrahana amin’ny fomba ofisialy ny lehiben’ny faritra vaovao any Alaotra Mangoro Atoa Ranaivonirina Jean Yves. Fanamby ho azy ny fampandrosoana ny faritra avy amin’ny fiaraha-misalahy ny rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Mey 2015
Actualités.Antsirabe Naresaka ny fifaninanan-kira sy dihy

Niara-nankalaza ny andro maneran-tany ho an’ny Fizakamanana Ara-tsaina ny “Musée Raketamanga”, “Musée de Propriété Intellectuelle”, “Musée Privé contemporain”, sy ny Fokontany Tsarasaotra Antsirabe ny alahady 26 aprily 2015 tao amin’ny “Musée Raketamanga” Antsirabe.

Hamaky ny tohiny
FTT