Actualités

Ady tany ao Mahajanga Navoaka ny trano ny Talem-paritry ny indostria


  • Alatsinainy 11 Mey 2015

Niharan'ny fandroahana hiala tamin’ny trano nitoerany tsy misy hatak’andro ny Talem-paritry ny indostria ao amin’ny Faritra Boeny. Raha ny fantatra dia tranon'ny minisiteran'ny paositra no ipetrahan’io tale io efa an-taonany maro. Ankehitriny anefa dia nisy taratasy avy amin’ny minisitra milaza fa tokony

 

Niharan'ny fandroahana hiala tamin’ny trano nitoerany tsy misy hatak’andro ny Talem-paritry ny indostria ao amin’ny Faritra Boeny. Raha ny fantatra dia tranon'ny minisiteran'ny paositra no ipetrahan’io tale io  efa an-taonany maro. Ankehitriny anefa dia nisy taratasy avy amin’ny minisitra milaza fa tokony hiala amin’io trano io ity tompon’andraikitry ny indostria ity. Nisy vadintany sy ny mpitandro ny filaminana tonga tao an-tranony ny sabotsy teo. Nihizingizina ilay vadintany fa tokony hangorona ny entany ingahy tale satria efa ny minisitra mihitsy no nandefa ny taratasy fa miala ao izy. Niezaka nifampiraharaha izy ireo saingy nitazona ny heviny hatrany ilay vadintany. Nilamina ihany ny raharaha rehefa niditra an-tsehatra ny prefen'i Boeny, ary dia tafajanona ao an-trano ihany ilay talem-paritra.

 

Tolin

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT