Actualités

Fanafihana mitam-basy Telo no maty, roa maratra mafy


  • Alatsinainy 11 Mey 2015

Izay no vokatry ny fanafihan-dahalo tany amin’ny Kaominina Andranomavo, Distrikan’i Mananjary ny alin'ny alakamisy lasa teo. Mpandraharaha iray ao an-toerana no lasibatra ary fito lahy mitam-basy ireo mpanafika. Voasambotry ny Fokonolona ny roa tamin'ireo mpanao ratsy

. Ny hamaroan'ny olona mivezivezy mitrandraka harena ankibon'ny tany any amin’io Kaominina io no tombanana fa anton’izao asan-jiolahy izao. Mangataka hametrahana tobin-janaparitra na “Poste Avancé” ny mponina ao an-toerana.

Nangonini Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT