Actualités

Antsirabe Naresaka ny fifaninanan-kira sy dihy


  • Alatsinainy 11 Mey 2015

Niara-nankalaza ny andro maneran-tany ho an’ny Fizakamanana Ara-tsaina ny “Musée Raketamanga”, “Musée de Propriété Intellectuelle”, “Musée Privé contemporain”, sy ny Fokontany Tsarasaotra Antsirabe ny alahady 26 aprily 2015 tao amin’ny “Musée Raketamanga” Antsirabe.

 

 Ny fankalazana dia nampitondraina ny Lohahevitry ny “Organisation Mondiale de la Propriété Intellectuelle” / OMPI 2015 « Get up, stand up. For Music ». Fifaninanan-kira sy dihy ary tononkalo no notanterahin’ireo vondron’olona sy olon-tsotra avy ao amin’ny Fokontanin’i Tsarasaotra sy avy amin’ny Faritra Vakinankaratra. Mandritra ny alim-pikoranana izay hotanterahin’ny Musée Raketamanga ny sabotsy 29 mey 2015 ao amin’ny Hôtel des Thermes Antsirabe no hanolorana ny “Gold certificates” ho an’ireo mpanohana ny hetsika.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tsarasaotra Antsirabe ny 26 aprily 2015

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT