- Alarobia 20 Mey 2015
Actualités.Rotary Club Lac Alaotra Nandray mpikambana vaovao
Tontosa ny faran’ny herinandro teo tao amin’ny efitrano malalaky ny Médiathèque Ambatondrazaka ny fandraisana ireo olona telo nanatevina ny fikambanana mpanao asa soa Rotary Club Lac Alaotra.
Hamaky ny tohiny