Mahatsapa tsara nyfahoriam-bahoaka amin’ny vokatryny tsy fisian’ny fandriampahalemana sy ny firongatrynykolikolyenyamin’nyfitsaranaésyenyanivon’nympitandronyfilaminananyMpiraiminisitra ka nametrakafiaraham-iasatamin’nympanaogazety.
« Tsyvitamandritranyfotoanafohynyfanovanasynyfanadiovanatianahataoarytsyvoateryhahafalynyolon-drehetraihanykoanyfitrondranaizanyfanovanaizany. Fa rahanyfitiavakonytanindrazako dia tsynipetrakaahorahamahenozavatratsyrarinyanyambadiombadikaany » hoynyjeneraly Jean Ravelonarivo. Nagatakafiaraha-miasaamin’nympanaogazetynohoizanynylehiben’nygovernemantanymbahanantonanybiraonymivantanahanomevaovaorahamisyporofosy mari-pototraizanyvaovaoizany.Nomarihiny fa tsynympitsara na nympitandronyfilaminanaihany fa rehefampiasam-panjakanarehetra ka manaonytsymetyamin’nyfanatanterahananyasany. Nosoritan’nyMpiraiminisitrakosa fa tsynympitsara na nympitandronyfilamianana na nympiasam-panjakanarehetratsyakory dia ho ratsyavokoa.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.