• Alatsinainy 01 Jona 2015
Actualités.« ALA HONKO MISOMA 2015 » Omena sehatra ny fiarovana ny ala honko ao Boanamary

Hanomboka ny 19 ka hatramin’ny 20 jona izao ny hetsika ho fanentanana ny olona amin’ny fiarovana ny ala honko ao amin’ny faritra Boeny kaominina Boanamary ny “ala honko misoma”

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Jona 2015
Actualités.Run – Dingana fah-3 Nanjakazaka i Jaona Elite sy ny Smart Drag

Namokatra avy hatrany ingahy depiote, Jaona Elite raha vao nanova fiara niatrika ny dingana fah-3 amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara sokajy Pro-run izay natao omaly teny amin’ny BATAC Arivonimamo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Mey 2015
Actualités.Mpanao afera naka mpivaro-tena Sendra mpanendaka sady mpamono olona

Lasa avokoa ny vola vidina vato tany amin’ity rangahy iray mpanao afera avy any Antsevabe Didy rehefa nifanehitra tamin’ny jiovavy tao Ambatondrazaka

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Mey 2015
Actualités.Andrimasom-pokonolona vosambotry ny dahalo 1 nodorana velona, 3 notifirina sy nokapaina tamin’ny famaky

Raha ny nambaran’ny lehiben’ireto Jamà dia tsy avelan’izy ireo ho raraka an-tany fotsiny ny ran’ny naman’izy ireo maty, hamaly faty izy ireo. Hafotaka ny fifandonana amin’ity herinandro ity. Afak’omaly alina,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Mey 2015
Actualités.Fikambanana Ho avin’i Tanjombato Nanome tanana ny tantsaha teny an-toerana

Nanolotra zezika 1 250kg ho an'ny tantsaha manana fahasahiranana amin’ny fambolena eny amin’ny kaominin’i Tanjombato distrikan’Atsimondrano taorian’ireny tondra-drano nihatra farany teo ireny ny fikambanana “Ho avin’i Tanjombato”

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Mey 2015
Actualités.Lauret Rajaona Thierry Hiady amin’ny kolikoly sy ny bizna ao amin’ny fitsarana

Lanonam-pitsarana manetriketrika no natao tao amin’ny fitsarana ambony Toamasina, nentina nametrahana tamin’ny fomba ofisialy ireo mpitsara vaovao eo anivon’ny fitsarana ambaratonga voalohany Toamasina

Hamaky ny tohiny
FTT