Actualités

Mpanao afera naka mpivaro-tena Sendra mpanendaka sady mpamono olona


  • Zoma 29 Mey 2015

Lasa avokoa ny vola vidina vato tany amin’ity rangahy iray mpanao afera avy any Antsevabe Didy rehefa nifanehitra tamin’ny jiovavy tao Ambatondrazaka

 


 

. Rehefa nanaiky ny hiaraka amin’ity tovovavy nifanena taminy ilay rangahy dia niantso lehilahy iray ilay vehivavy ary izy mianadahy ireo no niaraka nanendaka ity rangahy mpibizina vato. Nodarohany ilay rangahy ary nentin’izy ireo ny sakosy sy ny findainy. Ilay rangahy kosa tavela tao amin’ilay lakandrano namonoan’ireo jiolahy azy. Niantso vonjy izy avy eo ka ny fokonolona tao amin’ny pasazy Antanifotsy no nanavotra azy ary nikarakara sy nanatitra azy tany amin’ny fianakaviany.

Niry A

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT