- Alarobia 03 Jona 2015
Actualités.Minisitry ny serasera Andrianjato Nataon’ireo depiote tera-tsemboka teny Tsimbazaza
Nafanafana teny amin’ny lapan’ny Antenimieram-pirenena omaly. Nampanantsoin’ny solombavambahoaka teny Tsimbazaza ny minisitry ny serasera sy ny fampahalalam-baovao ary ny fifandraisana amin’ny andrim-panjakana Razafindambo Andrianjato Vonison mba hangataham-panazavana. Nanaiky ho avy ity farany
Hamaky ny tohiny