• Talata 09 Jona 2015
Actualités.Lehilahy bokan-trosa nisarahan’ny sipany Namono tena nisotro poizina

Lehilahy lehibe iray voalaza fa bokan-trosa (tsy nahaloa hofan-trano telo volana, Jirama efa-bolana, sns) no sady mamolava nisarahan’ny sipany, namono tena afak’omaly hariva tao amin’ny fokontany Andaboly Toliara

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Jona 2015
Actualités.Mpampianatra mamo Voaolana rehefa avy nanao fety

Mpampianatra iray mamo avy nifety handeha hody no naolana roalahy, ny alin’ny zoma teo, tokony tamin’ny 8 ora sy sasany tany ho any, tany amin’ny kaominina Ankililoaka Toliara II

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Jona 2015
Actualités.OJM Adidy sy andraikitry ny minisitera ny miaro ny asa fanaovan-gazety

Voahitsakitsaka ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety sy ny Lalàmpanorenana amin’ny fihetsiky ny minisiteran’ny Serasera sy ny Fifandraisana amin’ireo andrim-panjakana manoloana ny fanakantsakanana ny fisokafan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Jona 2015
Actualités.Oniversite Mahajanga Miala any indray ny fandrahonana mpampianatra ho faty

Miparitaka manerana ny oniversite Ambondrona ny taratasy mampilaza fa tsy tokony hanitsaka ny campus intsony ireo mpampianatra ao amin’ny sampam-pampianarana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jona 2015
Actualités.Fiahiana ara-tsosialy ao Toamasina Nanao hetsika nandritra ny 3 andro ny CNaPS

Toamasina indray no nosafidian’ny CNaPS nanaovana hetsika fanairana ny mpampiasa mba hampiditra ny mpiasa ho mpikambana ao aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jona 2015
Actualités.Fanamboaran-dalana Toliara-Analamitsampy Ho vita afaka 2 volana ny « terrassement »

« Afaka roa volana dia ho vita « terrassement » tanteraka ny 16 km sisa ambiny amin’ny amin’ny RN9, ary mizotra ara-dalàna ihany koa ny fanamboarana ireo « dalot » sy « dalle » fivarinan-drano », hoy i James Guo, talen’ny orinasa sinoa « China Railway » manamboatra ny lalam-pirenena fahasivy mampitohy an’i Toliara sy Analamitsampy, mirefy 107 km, ny faran’ny herinandro teo, nandritra ny fitsidihana nataon’ny mpamantsy vola (BAD) sy ny avy amin’ny fitondram-panjakana malagasy, izay faly nijery ifotony ny fandrosoan’ny asa fanamboarana ho tara ny RN9.

Hamaky ny tohiny
FTT