• Zoma 12 Jona 2015
Actualités.Faha-5 taonan’ny fikambanana Rarivato Hatomboka amin’ny lanonam-pikoranana eny Mahazo ny 24 jolay

Hankalaza ny fahadimy taonany ny fikambanana Rarivato na RAssemblement sans RIVAlité du Tout manana ny firafitra « Ny kely tohan’ny lehibe. Ny lehibe hidin’ny kely” amin’ity taona 2015 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jona 2015
Actualités.Mamy Rakotoarivelo Voatendry ho tale jeneralin’ny MBS

Atoa Mamy Rakotoarivelo indray nanomboka omaly alakamisy 11 jona no tale jeneralin’ny vondron’orinasa MBS (Malagasy Broadcasting System) izay ahitana onjampeo sy fahitalavitra ary gazety an-tsoratra. Izy moa dia efa iarahan’ny rehetra mahalala ihany fa efa hatramin’ny 2001 no niara-dia tamin’Atoa Ravalomanana Marc izay filoha mpanorina ny Tiko

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jona 2015
Actualités.Miha mahantra ny olona ao Toliara Lasa lamaody ny mitsindroka fako

Mitombo isa saika isan’andro ireo tsy an’asa sy olona sahirana ara-pivelomana teren’ny fiainana mitady ny harapaka androany mitsindroka fako zoridira ao Toliara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jona 2015
Actualités.ONIVERSITE MAHAJANGA Raikitra ny fitokonan’ny mpianatra

Tsy mbola nivaha ny fitakian’ireo mpianatra ny oniversite Mahajanga mikasika ny vatsim-pianarana sy ny tambim-pianaran’izy ireo izay naharitra 3 taona mahery. Manoloana izay dia raikitra indray ny fitokonan’izy ireo amin’ny fitakiana azy io ary niafara tamin’ny fanidiana ny vavahady lehibe miditra ny campus

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jona 2015
Actualités.istrikan’Ambatondrazaka Vokatra ny vary, betsaka koa ny halatra sy ny fisolokiana

Araka ny fanazavan’ny tonia mpampanoa lalàna sy ny kaomisera Rakotoarivony Hermann Onirime, ao Ambatondrazaka dia miakatra 80 hatramin’ny 85% ny raharaham-pitsarana voarain’izy ireo, dia mikasika ny resaka olana mifandraika amin’ny ara-bary avokoa

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jona 2015
Actualités.Amical des Cadres du MEN Manameloka ny tsindrihazolena mahazo azy

Izahay mpikambana ao amin’ny « Amical des Cadres du MEN » voan’ny antsojay mafy tamin’ny minisitry ny fanabeazam-pirenena ankehitriny toy ny famindran-toerana tsy misy fierana, fizahozahoana arak’asa ataon’ireo mpiara miasa aminy vaovao, tsindrihazolena, fanavakavahana ara-pihaviana,

Hamaky ny tohiny
FTT