Actualités

ONIVERSITE MAHAJANGA Raikitra ny fitokonan’ny mpianatra


  • Zoma 12 Jona 2015

Tsy mbola nivaha ny fitakian’ireo mpianatra ny oniversite Mahajanga mikasika ny vatsim-pianarana sy ny tambim-pianaran’izy ireo izay naharitra 3 taona mahery. Manoloana izay dia raikitra indray ny fitokonan’izy ireo amin’ny fitakiana azy io ary niafara tamin’ny fanidiana ny vavahady lehibe miditra ny campus

 

Ambondrona izany omaly. Nilaza ireo mpianatra mpitokona fa tsy izy ireo no nametaka ilay taratasy fandrahonana ho faty ny mpampianatra ao amin’ny sampam-pampianarana siansa teo iny fa fanosoram-potaka azy ireo fotsiny iny. Ny fitakiana ireo marary anay, hoy izy ireo no atao ary manome fe-potoana 24 ora ny mpitantana ny oniversite Mahajanga izy ireo ny amin’ny famahana ny fitakiana ataon’izy ireo. Nanamafy ireo mpianatra fa hidina an-dalambe indray izy ireo anio zoma raha toa ka tsy mbola misy ny fandraisana andraikitra ny tompon’andraikitra. Hihamafy toy ny fitakiana nataon’izy ireo tamin’ny taon-dasa izany raha toa tanteraka eo ny fidinana an-dalamben’ireo mpianatra, hoy ny mpitondra tenin’ny mpianatra mpitokonana.

 


 

Tolin

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT