• Alatsinainy 15 Jona 2015
Actualités.INNER WHEEL MAHAJANGA I Sarina Katicia no filoha vaovao

Ramatoa Sarina Katicia filohan’ny fikambanana Inner Wheel district 920 aty amin’ny ranomasimbe Indiana klioba Mahajanga no voatendry indray hitantana ity fikambanam-behivavy mpanao asa soa ho an’ny fiarahamonina misy azy ireo ity. Herintaona no fotoana hitantanana ny fikambanana ka hetsika fanampiana ara-tsosialy ny vehivavy sy ny ankizy no laharam-pahamehan’ny fikambanana Inner Wheel manerana tany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Jona 2015
Actualités.Feno 25 taona ny GAKAMA Tafatsangana ny kaonfederasionina

Mankalaza ny faha-25 taona nijoroany ny Gakama na Gasy ka mahery amin’ity taona ity, fikambanana iray eo amin’ny sehatry ny haiady izay efa mieli-patrana manerana izao tontolo izao ankoatra ny eto Madagasikara. Tafatsangana ny 6 jona lasa teo ny kaonfederasionin’ny Gakama ivondronana federasionina haiady 33 eto Madagasikara, 20 ny any amin’ny nosy La Réunion,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Jona 2015
Actualités.MPIANATRA MALAGASY ANY SINA Miezaka mampahafantatra an’i Madagasikara amin’ireo mpiara-belona aminy

Mbola betsaka amin’ireo faritra any Sina no tsy mahalala akory an’i Madagasikara sy ny hakantony.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Jona 2015
Actualités.Fokontany Tsaramandroso ambony Zazalahy 9 taona maty novonoin’ny mpifoka rongony

Tsy nananan’ilay mpifoko rongony antra mihitsy ity zazalahy 9 taona ity raha nilalao baolina teo akaikin’ny toerana fifohan’ireto zatovolahy ireto io zava-mahadomelina io. Sendra nipitika teny amin’ireto mpifoko rongony ireto ilay baolina ka dia niakatra ny hatezerana izay niafara tamin’ny fikasihan-tanana ka nitarika ny fahafatesan’ilay zazalahy kely

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Jona 2015
Actualités.Kitra – CAN 2017 Resin’ny RD Congo i Madagasikara

Lavon’ny Leoparan’ny RD Congo tamin’ny isa 2-1 i Madagasikara tamin’ny lalao voalohan’ny fifanintsanan’ny CAN 2017 izay natao tany RD Congo omaly alahady. Efa nampihorohoro ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jona 2015
Actualités.Air Madagascar Fitokonambe manomboka amin’ny alatsinainy

Izay vao tena fefika ny kaompaniam-pitaterana Air Madagascar. Hanao fitokonana faobe ny mpiasa manomboka ny alatsinainy ho avy izao. Leo ny fanamparam-pahefana sy ny gaboraraka ataon’ny mpitondra ny mpiasa ka mitaky ny fialan’Atoa Andriatiana Jacques Ulrich, minisitry ny fitaterana, ny filohan’ny filankevi-pitantanana Atoa Henry Rabary Njaka, ny Tale jeneralin’ny Air

Hamaky ny tohiny
FTT