- Zoma 19 Jona 2015
Actualités.Alain Moyon sy Llinarès Lucien Vazaha mampidi-doza, voaroaka hiala an’i Madagasikara
Zavontany ny fitarainan’ny mpandraharaha sy olon-tsotra mahakasika an’i Moyon Alain Maurice Marcel sy Llinarès Lucien Jean Marie. Voakilasy ho vazaha mampidi-doza izy roalahy ireo ary dia voaroaka hiala tsy misy hatak’andro an’i Madagasikara.
Hamaky ny tohiny