• Alatsinainy 22 Jona 2015
Actualités.Hazo manamorona ny farihin’Anosy Nahitana lehilahy maty nihantona

Nahitana lehilahy iray manodidina ny 41 taona eo maty teny Anosy ny sabotsy maraina lasa teo tokony ho tamin’ny 7 ora

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Jona 2015
Actualités.“Eratra” lehiben-dahalo mitam-basy Voasambotra tao Toliara

Manjaka ny asan-dahalo any amin’ny distrikan’Ampanihy Andrefana, hoy Atoa Esoakele, lefitry ny ben’ny tanànan’ny kaominina Itampolo, nitafa tamin’ny mpanao gazety, ny sabotsy teo tany Toliara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Jona 2015
Actualités.Ambohimanambola Mpianatr’Ankatso voadaroka « bois rond »

Tena misy ny daroka « bois rond » raha ny fitantaran’ity zazalahy 19 taona mpianatra taona voalohany eny amin’ny Oniversiten’Ankatso ity. Monina eny Mahitsy Ambohimanambola saingy kaominin’Alasora ny tenany ary andeha haka Taksibe maraina ny alatsinainy 15 jona teo fa hiatrika fanadinana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Jona 2015
Actualités.FIAROVANA NY HAREM-BAKOKA Nahazo fanampiana avy amin’ny firenena Japoney i Madagasikara

Ho fiarovana ireo harem-bakoka eto amintsika, dia nahazo famatsiam-bola mitentina 1 miliara sy 488 tapitrisa Ar avy tamin’ny firenena Japoney isika, fanampiana efa nangatahina tamin’ny herintaona, hoy ny minisitry ny kolontsaina sy ny asa tanana, Brigitte Rasamoely, omaly

Hamaky ny tohiny
FTT