- Alatsinainy 22 Jona 2015
Actualités.Toamasina
Efa mivolon’andro fety ny ao an-tanànan’i Toamasina
Hamaky ny tohinyEfa mivolon’andro fety ny ao an-tanànan’i Toamasina
Hamaky ny tohinyHasomparana sa tena halatra tsotra izao ?
Hamaky ny tohinyNitrangana fakana an-keriny indray ny zoma alina teo tokony ho tamin’ny 8ora alina tao Mangarivotra avaratra Toamasina.
Hamaky ny tohinyNiharan’ny fandrahonana ho faty ny mpanao gazety lahy iray miasa amina radio tsy miankina any Ilakaka, Distrikan’i Ihosy ny zoma teo, iny teo am-panatanterahana ny asany iny.
Hamaky ny tohinyReny mpamelona ireo mpitrandraka drakaka ao Boanamary ny fisian’ireo ala honko misy ao an-toerana ka ho hentitra izy ireo ny amin’ny fanaraha-maso sy ny fiarovana azy io taorian’ny fandraisana andraikitra ny sampandraharaha misahana ny tontolo iainana sy ny ala Boeny.
Hamaky ny tohinyNiverina nahazo laka indray tato ho ato fanafihana mitam-basy ao Toliara. Ny zoma tolakandro teo, tokony ho tamin’ny 4 ora, jiolahy efatra tsy nisaron-tava nitondra basy nanafika « cash point Airtel »
Hamaky ny tohiny