• Talata 23 Jona 2015
Actualités.Vola 10 000 Ar Ny sonia ihany no niova

Tsy niova ny endriky ny vola 10 000 ariary izay fampiasa teo aloha afa tsy ny sonian’ny gouvernoran’ny banky teo aloha sy amin’izao fotoana izao. Nanomboka omaly alatsinainy izy io ary azo ampiasaina manerana ny nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Jona 2015
Actualités.DELC MAHAJANGA Hametraka ny lalàna mifehy ny tontolo iainana eto Madagasikara

Nahazo vahana tato ho ato ny fanimbana ny ala eto Madagasikara, indrindra tao amin’ny faritra Boeny sy ny manodidina ka tsy mbola nisy ny sazy mihatra an’ireo manimba azy io.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Jona 2015
Actualités.Fahaleovantena sy fitiavan-tanindrazana Tantaraina an-tsary eny Analakely

Tsy hijanona ho vakoka sy tahiry fotsiny ireo sary 400 000 ao amin’ny ANTA (Agence nationale d’Information Taratra) etsy Ambohidahy fa hampiasaina mba ho fantatr’ireo mpianatra sy ireo manao fikarohana ny tantaran’i Madagasikara. Mahakasika ny tantaram-pirenena madiodio ny 95%-n’ny sary tehirizina ao amin’ny ANTA amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Jona 2015
Actualités.Fampandrosoana eto Madagasikara Mitaky ezaka goavana ao anatin’ny 15 taona manaraka

Tsy anisan’ireo firenena nahatratra ireo Tanjon’ny Taona Arivo Fahatelo nifarana tamin’ity taona 2015 ity isika eto Madagasikara. Tsy maintsy manenjika ny fahatarana nisongadina tao anatin’ny 50 taona mahery ny firenena Malagasy manomboka izao raha vonona hisitraka ny tena fampandrosoana nifanarahan’ireo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Jona 2015
Actualités.Fitokonan’ny mpiasan’ny Air Madagascar Mihena isan’andro ny mpizahatany any Toamasina

“Tena fahavoazana iray lavaka ny fanomanana sy ny dokambarotra natao nahazoanay mpizahatany tokony ho tonga amin’izao vanim-potoana fahatongavany izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Jona 2015
Actualités.Zandary mamo nitondra moto Nifatratra tamin’ny vatan-kazo, tsy tana ny ainy

Nitrangana lozam-pifamoivoizana namono olona indray tamin’ny lalam-pirenena fahasivy, ny harivan’ny alahady teo

Hamaky ny tohiny
FTT