• Talata 23 Jona 2015
Actualités.Paul Rabary Efa tomombana tanteraka ny fanomanana ny fanadinana

Efa tomombana avokoa ny fanomanana ny fanadinam-panjakana CEPE sy BEPC hotanterahina manerana ny Nosy ny 21 Jolay sy ny 03 ka hatramin’ny 06 Aogositra ho avy izao, hoy ny minisitry ny fanabeazam-pirenena Rabary Paul omaly

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Jona 2015
Actualités.Helen Clark -PNUD Mitaky fitoniana sy fahamarinan-toerana ny fampandrosoana

Efa niara-dàlana tamin’ny firenena Malagasy teo amin’ny fikarakarana ny fifidianana filoham-pirenena sy solombavambahoakan’i Madagasikara hivoahana amin’ny krizy ny Fandaharanasan’ny Firenena

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Jona 2015
Actualités.Holcim Madagascar Hampakatra avo telo heny ny famokarany simenitra

Hanao dingan-dava ny orinasa mpamokatra simenitra Holcim ao Ibity. Hanorina orinasa vaovao maoderina kokoa hanampy ny efa misy ao an-toerana efa 30 taona lasa izao ny orinasa

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Jona 2015
Actualités.Tintin Ravonison Mpiaro vazaha voaroaka hiala an’i Madagasikara ?

Raharaha iray mbola arahin’ny maro akaiky ny amin’ireo vazaha roalahy, Moyon Alain Maurice Marcel sy Llinarès Lucien Jean Marie, namoahan’ny minisiteran’ny Atitany didy fanapahana tamin’ny 1 jona 2015 manafoana avy hatrany ny «Visa» na fahazoan-dalan’izy ireo hipetraka eto

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Jona 2015
Actualités.Akademiam-pirenena momba ny fanatanjahantena Namoaka mpiofana am-polony

Na dia misy aza ireo manenjika fatratra ny akademiam-pirenena momba ny fanatanjahantena etsy Ampefiloha dia nambaran’ny tale jeneraliny Ranaivoson

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Jona 2015
Actualités.Ny Ampinga Namoaka mpianatra mpikabary miisa 60

Navoaka tamim-pomba ofisialy ny alahady lasa teo, rehefa nianatra nandritra ny valo volana ireo mpianatra mpikabary andiany fanasina, nanovo fahalalana teo anivon’ny fikambanana mpikabary Ny Ampinga,

Hamaky ny tohiny
FTT