• Talata 30 Jona 2015
Actualités.F3M Miantso amin’ny fanambaran-kerin’ireo sendika

Tsy mankasitraka ny fisamborana sy fampiasan-kery amin’ireo mpiasa manao fitakiana ny zony sy milaza ny tsy rariny iainany eo anivon’ny orinasa Air Madagascar, ny mpandrindra nasionalin’ny Fiaraha-Mientan’ny Mpiasam-panjakana Malagasy Ramamonjisoa Florentin

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jona 2015
Actualités.Fisokafan’ny TIKO Tsy mbola eken’ny fanjakana hatramin’izao

Mahaliana ary andrasan’ny maro hatrany ny hiverenan’ny orinasa Tiko eo amin’ny fampandrosoana sy famokarana ireo vokatra tena Malagasy vokarin’ity orinasa ity. Nasian’Atoa Ravalomanana resaka nandritra ny diany tany Antsirabe farany teo ny manodidina ny fisokafan’ny Tiko

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jona 2015
Actualités.Adina ara-panatanjahantena bakalorea Nanomboka omaly, haharitra telo herinandro mahery

Nanomboka omaly alatsinainy 29 jona ary hifarana ny 17 Jolay ho avy izao ny adina ara-panatanjahantena Bakalôrea taona 2015 ho antsika eto Antananarivo renivohitra sy ny distrikan’Atsimondrano ary Avaradrano.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jona 2015
Actualités.Mahavoky avaratra -Mahajanga Tokantrano 15 may kilan’ny afo

Olona nahandro sakafo tamina fatana iray no tsy nahatandrina ny arina nampiasaina ka dia nitarika ny firehetan’ny afo ka nahatonga ny famazaina tao amin’ny tokantrano iray tao amin’ny fokontany Mahavoky Avaratra Mahajanga ny alahady maraina tokony ho tamin’ny 10 ora teo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jona 2015
Actualités.Mpidaroka “bois rond” Voasambotra teny Anosizato i Rasta

Voasambotry ny Emmo-Reg teny Anosizato omaly tolakandro ny lehilahy iray

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jona 2015
Actualités.Polisy hamonjy fahoriana Maty an-dranomasina tao Soalary Atsimo-Toliara

Polisy iray AP2 (tsipika telo) miasa ao Toliara, manan-janaka roa, monina ao Tsimenatse I-Ouest, namonjy fahoriana tany amin’ny kaominina ambanivohitry Soalary-Sud, 28 km atsimon’ny tanànan’i

Hamaky ny tohiny
FTT