- Alatsinainy 06 Jolay 2015
Actualités.Kaominin’i BETAFO Nodimandry ny PDS vaovao
Namoy ny ainy vokatry ny lozam-pifamoivoizana nahazo azy Rakotonirina Alain Michel, filohan’ny delegasiona manokan’ny kaominina Betafo, Faritra
Hamaky ny tohinyNamoy ny ainy vokatry ny lozam-pifamoivoizana nahazo azy Rakotonirina Alain Michel, filohan’ny delegasiona manokan’ny kaominina Betafo, Faritra
Hamaky ny tohinyTsy mbola tonga any am-pelatanan'ireo mpampianatra FRAM miisa 478 manerana ny fari-piadidiam-pampianaran'i Vohipeno hatramin'ny omaly ny karaman'izy ireo tao anatin'ny telo volana izay tokony haloan'ny fitondram-panjakana.
Hamaky ny tohinyMety hiakatra 750 Ar hanomboka amin’ny alarobia ny saran-dalana eto an-drenivohitra raha toa ka tsy misy ny fanapahan-kevitra raisin’ny fitondram-panjakana.
Hamaky ny tohinyNandriaka ny ra ny alin’ny zoma hifoha ny sabotsy tokony ho tamin’ny telo ora maraina teo
Hamaky ny tohinyTafiditra tanteraka ao anatin’ny fotoana ny fampielezan-kevitra mialoha ny fotoana ireo kandida mpilatsaka hofidiana rehetra manerana ny nosy.
Hamaky ny tohinyNikorontana vao maraina ny fifamoivoizana teny amin’ny tany malalaka Bagdad omaly nanomboka tamin’ny 8 ora.
Hamaky ny tohiny