• Zoma 10 Jolay 2015
Actualités.Ampitatafika Misy kandida manao propagandy sahady

Azo atao avokoa ny fomba fampahafantarana ireo olona hifaninana amin’ny fifidianana kaominaly rehefa tsy mandresy lahatra ireo mpifidy, hoy ny Vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana mandritra ny tetezamita. Tsy azo atao kosa ny miteny hoe

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jolay 2015
Actualités.Fampielezan-kevitra Maro ny fandikan-dalàna, aiza ny Cenit ?

Misy banga betsaka ny lalàna 2011-012 izay mamaritra ny fomba famatsiana vola ny fampielezan-kevitra ka maro ny manararaotra izany, hoy Razaranaina Jean Claude, tale jeneralin’ny Samifin omaly tetsy amin’ny hotely Ibis Ankorondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jolay 2015
Actualités.Ladoany Raharaha kolikoly 137 mikatso ao amin’ny “chaîne pénale”

Antontan-taratasy miisa 137 mikasika kolikoly niseho teny anivon’ny fadintseranana no nametrahan’ny mpiasan’ity farany fitarainana eny amin’ny fitsaran’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Jolay 2015
Actualités.Firaisan’ny sendika Hanao rodobe eny amin’ny Fitsarana anio

Hanao rodobe eny aminny lapan’ny Fitsarana Anosy anio ireo sendika mikambana ao amin’ny AFOS na ny Firaisan’ny sendika rehetra na miankina na tsy miankina amin’ny fanjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Jolay 2015
Actualités.Tato anatin’ny 15 taona Orinasa malagasy 47 no potika

Mitohy ny paikady ratsy fanapotehana sy fandravana ny maha Malagasy ketrehan’ireo vahiny te hanjanaka indray an’i Madagasikara amin’ny endriny vaovao, hoy ny fikambanana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Jolay 2015
Actualités.Bas Mangoky Mbola ahiana fatratra ny tsy fahampian-drano

Na dia efa nanantena fatratra aza ny vahoaka mpamboly any amin’ny lemak’i Bas Mangoky any Morombe tamin’ny nahavitan’ny fanamboarana ny vavarano (Prise) tany an-toerana ary nitokanan’ny filoham-pirenena izany nivantana mihitsy tamin’ny faha-28 jona lasa teo, dia tena diso fanantenana tanteraka satria mbola tsy mivaha foana hatreto ny olana ara-drano mahazo an’iny toerana iny.

Hamaky ny tohiny
FTT