• Talata 14 Jolay 2015
Actualités.Tolona Sendikaly Manangasanga ny fitokonana faobe

Tonga nanotrona ireo mpiasan’ny fananantany teny Anosy omaly ireo mpikambana ao amin’ny «Alliance des Fédérations des Organisations Syndicales».

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Jolay 2015
Actualités.Kaominina Andoharanofotsy Nankasitraka ireo mpiara-miasa ny mpitantana tanàna

Nankasitraka sy nisaotra manokana ny vahoaka nandray anjara mavitrika nananganana ny lapan’ny tanàna sy ireo biraom-pokontany vaovao tamin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jolay 2015
Actualités.Antsirabe Nozaraina tampoka indray ny karaman’ny sefo fokontany

Nanam-bola tampoka indray ny fanjakana nandoavana ny karaman’ny sefo fokontany. Nozaraina tampotampoka ny faran’ny herinandro teo mantsy ny karaman’izy ireo ka ny tao Antsirabe renivohitra no nisantatra azy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jolay 2015
Actualités.« Mandroso Mirindra » Hampikorontana ny fampihemorana ny fifidianana

Efa ela loatra ny fe-potoana niasan’ireo ben’ny tanàna am-perinasa ankehitriny ary efa lany andro ny vanim-potoana niasan’izy ireo ka hampitombo olana hafa indray ny mety ho fanemorana ny fifidianana kaominaly efa voatondro hatao, hoy ny fikambanana “Mandroso Mirindra”

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jolay 2015
Actualités.Sambahita - mpianatra tao Toamasina Nisafidy lalan-kafa noho ny fitarihana tolona

Nandalo teto an-drenivohitra Atoa Sambahita mpitarika ny CJIM na ny “Collectif des jeunes intellectuels de Madagascar” tamin’ny faran’ny herinandro teo ka tafaresaka tamina mpanao gazety vitsivitsy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jolay 2015
Actualités.Fiarabe nandona Sprinter 7 no maty,10 naratra mafy

Lozam-piarakodia mahatsiravina no nitranga tamin’ny lalam-pirenena faharoa 10 km miala an’i Moramanga omaly tokony ho tamin’ny 9 ora alina. Fiara Sprinter iray no nifandona tamina fiarabe

Hamaky ny tohiny
FTT