- Alakamisy 16 Jolay 2015
Actualités.Tale jeneralin’ny Jirama teo aloha Nohadihadiana amin’ny resaka kolikoly
Omaly no nohenoina teny amin’ny Chaîne penale teny amin’ny 67 ha Atoa Rasidy Desiré
Hamaky ny tohinyOmaly no nohenoina teny amin’ny Chaîne penale teny amin’ny 67 ha Atoa Rasidy Desiré
Hamaky ny tohinyNaaton’ny Fitsarana administrativa ny fanapahan-kevitry ny sampan-draharahan’ny ministeran’ny Asa mandroaka ireo mpiasan’ny Air Madagascar miisa 4, araka ny didim-pitsarana nivoaka omaly teny Anosy.
Hamaky ny tohinyla ny ela fa tonga niditra tao amin’ny birao fiasan’ny sampandraharahan’ny fananantany etsy Anosy omaly ny kolonely iray nitarika ireo mpitandro ny filaminana avy amin’ny Emmo Reg tonga teny an-toerana. Antony, raha araka ny fanazavan’ity kolonely ity dia tonga hanara-maso izy ireo sao misy korontana, hono,.
Hamaky ny tohinyAtahorana ny mety tsy hisian’ny fanadinana bakalorea 2015. Noho ny fanapahan-kevitry ny mpampianatra mpikaroka izay nanomboka nanao fitokonam-be tsv voafetra eran’i Madagasikara dia miato avokoa ny asan’izy ireo mandra-pisy ny fifanarahana vaovao. Isan-taona,ankoatry ny
Hamaky ny tohinyMandalo eto amintsika Atoa Houlin Zhao, sekretera jeneralin’ny Fikambanana iraisam-pirenena momba ny fifandraisan-davitra izay manana ny foibeny any Zeneva
Hamaky ny tohinyHanampy an’i Madagasikara i Etazonia amin’ny fiarovana ny fari-dranomasin’ny Malagasy. Io no lohahevitra nifantohan’ny dinika teo amin’ny sekreteram-panjakana amerikanina,
Hamaky ny tohiny