• Zoma 24 Jolay 2015
Actualités.HVM Ivato Mizara fanomezana eny an-tokontanin’ny kaominina

Fanampiana sa fampielezan-kevitra ? Nanatitra dapam-pako vita amin’ny tapaka barika plastika ho an’ny Kaominina Ivato ny HVM eny an-toerana omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Jolay 2015
Actualités.Oniversiten’Ankatso Akatony hoy ny SECES Antananarivo

Mihenjana ny Sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sampana Antananarivo. Mitaky ny hanakatonana ny oniversitem-panjakana eny Ankatso sy ireo IST (Institut supérieur de technologie)

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Jolay 2015
Actualités.Mpiasan’Ambatovy naato “Avereno miasa izahay”

Mitaky ny famerenana azy ireo hiasa eo anivon’ny orinasa Ambatovy ireo mpiasa naato ny orinasa ara-teknika ny faran’ny volana mey sy jona 2015 teo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Jolay 2015
Actualités.Vono olona mampiahiahy Tovovavy 15 taona, hita faty teny an-tanimbary

Tsy tonga nisakafo hariva niaraka tamin’ny fianakaviany ilay tovovavy, izay mpino advantista, ny alarobia alina, tany Nosiarina – Sambava, ka io nanaitra ireto farany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Jolay 2015
Actualités.Me Willy Razafinjatovo “Tsy maintsy mandresy ny mpiasan’ny fananan-tany”

Nambaran’i Me Willy Razafinjatovo izay mpisolovava mahatokin’ny sendika’ny mpiasan’ny fananan-tany mitokona,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Jolay 2015
Actualités.Ady amin’ny kolikoly Misambotra ny BIANCO, mamotsotra ny Chaîne Pénale

Niaiky omaly ny tale jeneralin’ny birao mahaleotena enti-miady amin’ny kolikoly (Bianco) fa tsy mirindra ny fomba fiasa momba ny ady amin’ny kolikoly eto Madagasikara.Manadihady,

Hamaky ny tohiny
FTT