• Alatsinainy 27 Jolay 2015
Actualités.Antananarivo sy ny manodidina Tapaka tampoka ny herinaratra omaly atoandro

Tahaka ny tany Toamasina sy Antsirabe dia tapaka tampoka ny herinaratra teto Antananarivo renivohitra sy ireo faritra manodidina azy omaly alahady teo anelanelan’ny tamin’ny 12 ora ka hatramin’ny tamin’ny 1 ora sy sasany atoandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Jolay 2015
Actualités.Fanadinana CEPE 75% ny taha-pahafahana ho an’Antananarivo-Renivohitra

Fanadinana CEPE 75% ny taha-pahafahana ho an’Antananarivo-Renivohitra

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Jolay 2015
Actualités.Fanadinana CEPE 75% ny taha-pahafahana ho an’Antananarivo-Renivohitra

Efa namoaka ny valim-panadinana avy ireo ivon-toerana nanaovana fanadinam-panjakana CEPE ho an’ireo faritra manodidina an’Antananarivo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Jolay 2015
Actualités.Herisetra tany Morombe Maty voatifitra sady very volabe ilay mpividy omby

Tsy voafehy ny fiparitahan’ny basy izay mampirongatra ny tsy fandriampahalemana sy ny asa ratsy isan-karazany eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Jolay 2015
Actualités.Saribao saika aondrana an-tsokosoko any Shina 4000 gony no tratra tao Toliara

Saribao miisa 4000 gony no saika haondrana an-tsokotsoko any Shina no tra-tehaky ny zandary tao amin’ny seranan-tsambon’i Toliara ny sabotsy las ateo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Jolay 2015
Actualités.Mampanantena tsy misy

Asa na inona indray ny fialana bala mety ho ataon’ny mpitondra fanjakana ny amin’ny famotsorana ireo atidohan’ny trafikana boaderozy eto amintsika, andrasan’ny rehetra fatratra izay fanampim-panazavana avy amin’ny fitsarana manokana momba ny ady amin’ny kolikoly na ny « Chaîne pénale anti-corruption »

Hamaky ny tohiny
FTT