• Talata 04 Aogositra 2015
Actualités.Aft Raikitra ny kilalaon-tsaina andiany faha-20

Miditra amin’ny andiany faha-20 sahady ny «Salon des Jeux de Société» karakarain’ny Alliance française Antananarivo miaraka amin’ireo federasiona mikirakira taranja sy fialamboly amin’ity taona 2015 ity

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Aogositra 2015
Actualités.Famahana ny olan’ny Seces Nihaona tamin’ny minisitra ny mpianatra

Miditra an-tsehatra tanteraka amin’ny famahana ny olan’ny mpampianatra mpikaroka eny Ankatso ireo mpianatry ny oniversite ankehitriny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Aogositra 2015
Actualités.Gaboraraka amin’ny fanamboarana saribao Tandindomin-doza ny ala ao Toliara

Araka ny nambaran’ny fiarahamonim-pirenena miaro ny tontolo iainana, FAMARI (Fatidràn’ny Ala Maiky sy ny Riake), dia mitombo saika isan-taona ny filana saribao ao Toliara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Aogositra 2015
Actualités.Fanararaotana ara-nofo

Ramose manolana mpianatra, ingahy sefo manamboatra mpampianatra Velon-taraina ny ray aman-drenin’ny mpianatra any amin’ny Kaominina ambanivohitra iray any Tsiroanomandidy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Aogositra 2015
Actualités.Sekoly ambony ISPM Voka-pikarohana 350 haranty etsy amin’ny Carlton Anosy

Hampahafantarina manomboka anio etsy amin’ny Carlton Anosy, ka haharitra roa andro ny “Salon de l’ISPM”.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Aogositra 2015
Actualités.Fotsimaro – Manambolosy Najifan’ireo mpanao trafika ny andramena nogiazan

Mihena am-pitoerana lasibatry ny mpanao trafika ireo bolabolan’andremana nogiazana ao Fotsimaro,

Hamaky ny tohiny
FTT