• Sabotsy 08 Aogositra 2015
Actualités.Tsy nahaloa volan’ny delege Saika voadoro trano ilay kandida Ben’ny tanàna

Herinandro aty aorian’ny fahavitan’ny latsa-bato tamin’ny fifidianana kaominaly ny zoma 31 jolay lasa teo, dia mipoitra tsikelikely amin’izao ny kilalao maloton’ny kandidà Ben’ny tanàna sasany ao Toliara.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Aogositra 2015
Actualités.Jirama

Nanao fanambarana iombonana ny farimbontsedikaly eo anivon’ny JIRAMA omaly fa dia hita ny marimaritra iraisana ka foana ny fitokonana

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Aogositra 2015
Actualités.Exode Urbain

Nampanontanintena ireo mpanotrona ny lanonana fiokanan’ny Exode Urbain ny jiron’ny tanàna vaovao eny Bevomanga Soaniedanana RN 4 ny alakamisy teo ny fanotronan’ny depiote voafidy tao amin’ny Boriborintany faha-6 ny hetsika fa tsy nahatazanana kosa ny depiote voafidy avy eny Ankazobe teny an-toerana

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Aogositra 2015
Actualités.Manalalondo – Arivonimamo Kaomisera nenjehina tamin’ny sabatra

Saika nivadika vono olona sy ra mandrika mahatsiravina ny tsy fahazakana voka-pifidianana kaominaly farany teo tany Arivonimamo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Aogositra 2015
Actualités.Sakoroka tao Fianarantsoa Nisy efa-dahy nosamborina

Nafampana vao maraina tao Fianarantsoa omaly. Niantso ny olona ho avy ao amin’ny Kianjan’ny demokrasia Magro ao Ampasambazaha hijoro hanohitra ny tsindry sy hiaro ny safidiny ny filoha nasionalin’ny antoko Tambatra sady kandida Ben’ny tanàna tao Fianarantsoa, Pety Rakotoniaina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Aogositra 2015
Actualités.Fanadinana bakalôrea mety tsy ho raikitra Ny hevitr’ireo ray aman-dreny

Manoloana ny feo maro mandeha fa hoe mety tsy ho raikitra ny fanadinana bakalorea amin’ity taona 2015 ity dia manana ny heviny ireo ray aman-dreny sendra ny Tia Tanindrazana.

Hamaky ny tohiny
FTT