- Talata 11 Aogositra 2015
Actualités.Lalaon’ny Nosy Nosy….. be tsy andraofana
Nifarana ny alahady teo ny andiany faha-9 amin’ny Lalaon’ny Nosy izay natao nandritra ny herinandro mahery tatsy amin’ny nosy La Réunion. Laharana faha-3 no nisy an’i Madagasikara izay nandrombaka medaly miisa 123 ka ny 36 no volamena.
Hamaky ny tohiny