• Alatsinainy 17 Aogositra 2015
Actualités.TAPATAPANY

Anosipatrana Trano iray fanefenana basy vita gasy no saron’ny polisy ny faran’ny herinandro teo. Basy poleta dimy vao avy namboarina, miampy basy lava tena izy iray ary bala an-jatony no sarona tao

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Aogositra 2015
Actualités.Fandrobana ny harem-pirenena Vatosoa 25 T no tratra tao Toamasina

Araka ny naoty navoakan’ny minisiteran’ny harena ankibon’ny tany, dia ny talem-paritra amin’ny seranana misy ny fanondranana ny harena ankibon’ny tany no manome ny fahazoan-dalana ny fanondranana ataon’ireo mpandraharaha,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Aogositra 2015
Actualités.Tovovavy kely nanambaka banky sy tompona fiara Tsy mbola hita popoka izay misy azy

Tsy mbola hita popoka hatramin'ny omaly alahady 16 aogositra na dia efa mandeha aza ny fikarohana ilay tovovavy kely iray nanambaka ny banky iray sy ny mpivarotra fiara iray efa za-draharaha teto an-drenivohitra ny 25 jolay lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Aogositra 2015
Actualités.Lisi-pifidianana kaominaly Nabontsina noho ny kajikajy politika

«Lisi-pifidianana nibontsina noho ny kajikajy politika, tsy fahafantarana na koa tsy firaharahiana hatrany no niatrehantsika fandatsaham-bato teto Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Aogositra 2015
Actualités.Tsimisoma Attuyat Green Gasikara Manahy ny amin’ny hoavy izahay

Nanana kandidà vitsivitsy niatrika ny kaominaly tany amin’ny Faritra izahay ka tsy nitsahatra nanara-maso ny fandehan-javatra hatramin’ny niantombohan’ny fampielezan-kevitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Aogositra 2015
Actualités.Hanapaka jiron’ny minisitera ny Jirama Ho tara ny karaman’ny mpiasa

Na dia efa tapaka tamin’ny filankevitry ny minisitra ny talata 11 aogositra 2015 teo aza fa nahazo fankatoavana ilay fiaraha-miasa amin’ilay orinasa amerikanina Symbion Power sy ny Jirama dia tsy mbola miravona ny raharaha eo amin’ny sendika roa tonta eo anivon’ny Jirama.

Hamaky ny tohiny
FTT