Actualités

Tsimisoma Attuyat Green Gasikara Manahy ny amin’ny hoavy izahay


  • Zoma 14 Aogositra 2015

Nanana kandidŕ vitsivitsy niatrika ny kaominaly tany amin’ny Faritra izahay ka tsy nitsahatra nanara-maso ny fandehan-javatra hatramin’ny niantombohan’ny fampielezan-kevitra.

  Raha ny zava-nisy teo amin’ny vokatra azo hoan’ny Faritanin’Antananarivo dia toa manamarina ilay fiteny malaza fa tena misy ireo tsy maty voalavo an-kibo noho  ireny trangan-javatra niseho teto amin’ny firenena tamin’ny fotoanandrony ireny ka hita taratra fa tena fifidianana olona no nisy tamin’ny farany teo satria mbola nisy ireo miahiahy ny sasany. Eo indrindra no mahatonga ny fisalasalana ankehitriny manoloana ity tsy maintsy hiarahan’ireo tsy mitovy hevitra hiaraka hiasa ao anatin’ny filan-kevitry ny tanàna ka mahatonga ny fanontaniana mipetraka hoe : ho aiza marina ity fampandrosoana ity ?

SARY : Rtoa Tsimisoma Attuya

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • GĂ©rard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT