• Zoma 02 Mey 2025
Madagasikara nandray ny COI. Nalain'ireo firenen-kafa baraka an-kolaka

Isan'ny mbola manako eny anivon'ireo matoam-baovao anatin'ny firenena malagasy sy ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Mey 2025
SSM, fanamarihana ny fetin’ny asa. « Ataovy 100 dolara ary ny karama farany ambany »

Samy nanao filaharana naneho ny fitakiana nitety toerana maro ny sendika samihafa omaly ;

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Aprily 2025
Fampihorohoroana, fanamelohana, fanagadrana. Mahita faisana ireo mpitarika sendika, mpitarika fihetsiketsehana,…

Nivoaka omaly 29 Aprily 2025 ny didim-pitsarana niampangana ny filohan’ny sendikan’ny paramedy, Rakotoarilison Armand.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Aprily 2025
Dr Pierre Michel Ralaivelo. «Mila mampiasa ny tekinolojia am-pelantanantsika isika»

Sarotra ny hilaza fa tsy nahitàna tombontsoa ny fiaraha-miasa teo amin’i Madagasikara sy Frantsa

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Aprily 2025
Mifamahofao ny toe-draharaha ao Toliara. Tsy mety voafehy ny rotaka, mihamafy ny lonilony…

Raha namoaka fanambarana ny mpitandro ny filaminana fa tsy misy hidiran’ny Base Toliara

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Aprily 2025
Niravina ny olan’ny tsena ao Antehiroka. Nifanekena ny hampidirana ny mpivarotra rehetra anaty tsena

Taorian’ny tsy fifankahazoana teo anivon’ireo mpivarotra sy ny ben’ny tanànan’Antehiroka,

Hamaky ny tohiny
FTT