• Talata 18 Aogositra 2015
Actualités.Air Madagascar Misangisangy fahafatesana ?

Afabaraka indray ny Air Madagascar fa voatery notaterina tamin’ny fiara hiakatra eto Antananarivo omaly ireo mpandeha am-polony nihitsoka tany Toamasina izay tokony ho nandeha ho any La Réunion ny sabotsy lasa teo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Aogositra 2015
Actualités.Raharaham-panjakana Mihitsoka tanteraka

Raha ny zava-misy ankehitriny eo amin’ny sehatry ny fitantanana ny raharaham-pirenena eto Madagasikara no asian-teny, hoy ny depiote Djaosera Irenée voafidy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Aogositra 2015
Actualités.Marc Ravalomanana Tena niady tamin’ny delestazy

Hanapaka jiron’ny minisitera telo dia ny an’ny fitantanam-bola, ny angovo ary ny rano ireo mpiasan’ny Jirama mitokona, amin’ity anio ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Aogositra 2015
Actualités.Mpiadina bakalôrea 2015 Misy gadra tsy ampy taona 2 sy teratany vahiny 8

Hanomboka anio alatsinainy 17 aogositra ny fanadinana bakalôrea 2015, ary haharitra hatramin’ny alakamisy 20 aogositra. Miisa 654.633 ny mpiadina voasoratra anarana manerana ny Nosy izay

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Aogositra 2015
Actualités.100 taonan’ny ady lehibe voalohany Maherin’ny 41.000 ireo Malagasy nanampy an’i Frantsa

Malagasy ny 8%-n’ireo vatan-dehilahy nandray anjara tamin’ny ady lehibe voalohany teo anivon’ny foloalindahy Frantsay. Mpisava lalana avokoa ny 34.000 tamin’ireo 41.000 mahery nanampy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Aogositra 2015
Actualités.Fivarotan’olona an-tsokosoko Manara-maso akaiky antsika ny Amerikanina

Ao amin’ny sokajy faharoa ny firenena malagasy ankehitriny raha tao anatin’ny sokajy mila naraha-maso tamin’ny taona 2014, hoy ny

Hamaky ny tohiny
FTT