- Sabotsy 22 Aogositra 2015
Actualités.Balto, alika manamboninahitra Afaka mamantatra ireo olona mitondra rongony
Mba hahafahana miady amin’ny fidorohana zava-mahadomelina eto amintsika dia misy ankehitriny ny alika manamboninahitra mpitsongo dia antsoina hoe Balto, eny amin’ny zandary Ivato, izay afaka hamantatra ireo olona mitondra rongony any aminy na any anatin’ny fiarany.
Hamaky ny tohiny
