Actualitテゥs

Fanadihadiana atao amin地y ACM


  • Alarobia 19 Aogositra 2015

Naroson地y AESA iray volana mialoha Miankina tanteraka amin地y vokatry ny fanadihadiana tanterahan地y ォAgence europ馥nne de la s馗urit� a駻ienneサ amin段zao fotoana izao eo anivon地y ォAviation Civile de Madagascarサ ny hampisokatra indray ny lanitra eoropeanina ho an地y kaompaniam-pitaterana ana habakabaka Malagasy

 


. Tsy maintsy mandalo fitsirihana avokoa moa ireo fiaramanidina rehetra mipetraka eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato. Haraha-maso manokana ihany koa ny fahaiza-manaon’ireo teknisianina Malagasy misahana ny fikojakojana azy ireo mifehy ny fenitry ny filaminana ana habakabaka eoropeanina. Tokony hotontosaina amin’ny volana septambra ity fanadihadian’ny AESA ity saingy narosony iray volana mialoha. Ny «Air Madagascar» izay ao anatin’ny fahasahiranana goavana taorian’ny fitokonana naharitra 2 volana notanterahan’ny mpiasa vokatry ny fitantanana sy fanapahan-kevitra tsy mazava. Maro rahateo ireo trangan-javatra tsy mbola milamina tanteraka eo anivon’ity orinasam-pitaterana ana habakabaka eto Madagasikara ity.

Ramano F.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin窶冓ty sokajy ity ihany : Actualitテゥs

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • Gテゥrard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

ツォMilaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon窶兮ndraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT