- Alarobia 26 Aogositra 2015
Actualités.Soavimasoandro I Hassanaly Rajim Farouk ilay nisy naka an-keriny
I Hassanaly Rajim Farouk no anaran’ilay teratany karana nisy naka an-keriny afak’ omaly tolak’andro teny Soavimasoandro
Hamaky ny tohinyI Hassanaly Rajim Farouk no anaran’ilay teratany karana nisy naka an-keriny afak’ omaly tolak’andro teny Soavimasoandro
Hamaky ny tohinyTaorian’ny antso nataon’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina ho an’ireo solombavambahoakan’i Madagasikara hivondrona ho iray ka hikatsaka amin’izay ny tena fampandrosoana ny firenena dia samy manana ny heviny ihany koa ireo depiote sendra ny Tia Tanindrazana mikasika izany.
Hamaky ny tohinyMandalo eto Madagasikara Atoa Marie Fumery governoran’ny Rotary district 9220 ho an’ny taona 2015-2016.
Hamaky ny tohinyTafakatra 117 isa ny fitarainana zaza very voarain’ny polisy misahana ny zaza tsy ampy taona etsy Anosy hatramin’ny fiandohan’ny taona no ho mankaty, raha araka ny fanazavan’ny officier principal de police Hassan Mouigni ;izany hoe zaza 14 isam-bolana
Hamaky ny tohinySangisangy sa tena asa fampihorohoroana ? Hafahafa ny fisehoan-javatra teny amin’ny foiben’ny Jirama Ambohijatovo omaly.
Hamaky ny tohinyMpianatra iray ao amin’ny taranja Malagasy antsoina hoe Jean Pierre no voasambotra ary vehivavy iray hafa kosa no naratra vokatry ny fifandonan’ny mpianatra eny Ankatso sy ny mpitandro ny filaminana omaly teny Ankatso
Hamaky ny tohiny