- Zoma 28 Aogositra 2015
Actualités.Raharaha Ankazoabo Atsimo Nampiaka-peo ireo solombavambahoaka
Nampiaka-peo ireo solombavambahoaka teny Tsimbazaza, indrindra ireo avy any amin’ny Faritra Atsimo manoloana ny trangan-javatra niseho tany amin’ny distrikan’Ankazoabo Atsimo any Toliara izay nahalavoan’ny dahalo mpitandro ny filaminana 8 tamin’ny tifitra variraraka.
Hamaky ny tohiny