• Sabotsy 29 Aogositra 2015
Actualités.Fihaonamben’ny Agoa 2015 Niresaka ny tsy fahampian’ny angovo eto Afrika

Anisan’ireo lohahevitra fito noresahana nandritra ny fihaonamben’ny «African Growth Opportunities Act» ny 24 hatramin’ny 27 aogositra 2015 tao Libreville ny momba ny tsy fahampian’ny angovo eto Afrika.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Aogositra 2015
Actualités.Fiompiana trondro Tsara fanombohana ny any Moramanga

8,5 taonina no fitambaran’ny vokatra azon’ireo mpiompy monina manodidina ny toeram-pitrandrahana sy manakaiky ny lalan’ny fantsomby izay nomen’Ambatovy zana-trondro 10 000 tamin’ny fiandohan’ny taona.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Aogositra 2015
Actualités.Mandroso mihemotra ny Seces Maty antoka ny mpianatra

Mandroso mihemotra ny mpampianatra mikambana ao amin’ny Seces. Nandritra ny fehin-kevi-pirenena tsy ara-potoana notanterahin’izy ireo omaly teny amin’ny « Akany Mariazy Mirindra » teny Ambohipo dia tapaka indray fa hahemotra amin’ny 14 septambra 2015 ny fe-potoana farany nomen’izy ireo ny fanjakana handraisana fanapahan-kevitra momba ny fitakiany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Aogositra 2015
Actualités.Telo andron’ny Topographie Nahaliana ny olona

Nifarana omaly zoma 28 aogositra ny telo andro natokana nampirantiana sy nampahafantatra ny mikasika ny fandrefesantany na Topographie eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Aogositra 2015
Actualités.Mpianatra eny amin’ny oniversite Manantena ny hiverenan’ny fampianarana amin’izay

Manantena ny hiverenan’ny fampianarana amin’izay ireo mpianatra rehetra eny amin’ny anjerimanontolo taorian’ny filankevitra nasionaly notanterahin’ireo mpampianatra mpikaroka mivondrona ao anivon’ny SECES omaly teny Ambohipo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Aogositra 2015
Actualités.ACMIL-ENSOA Antsirabe Miaramila 150 natao ambany faneva

Natao ambany faneva omaly zoma indray ny miaramila niisa 150 lahy tao amin’ny kianjan’ny Akademia miaramila Antsirabe.

Hamaky ny tohiny
FTT