- Alarobia 02 Septambra 2015
Actualités.AMPAMOAKA BOADEROZY Minisitra, depiote, sinoa no tena atidoha
Hatramin’izay dia nanjavozavo hatrany ny manodidina ity raharahan’andramena ity.
Hamaky ny tohinyHatramin’izay dia nanjavozavo hatrany ny manodidina ity raharahan’andramena ity.
Hamaky ny tohinyTonga teny amin’ny Marais Masay omaly Atoa Guy Rivo Randrianarisoa, solombavambahoaka voafidy teny amin’ny boriborintany faha-5, ka nahita maso ny fanotorana tany sy famefena ny kianja tokony hanaovan’ny tanora
Hamaky ny tohinyTaorian’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana dia tonga teny amin’ny hopitaly HJRA Ampefiloha koa omaly ny Révérand Andrianalijohn Ndriamanampy nitsidika sy nitondra fankaherezana ary nivavaka ho an’ny filohan’ny MFM Manandafy Rakotoniriana izay iharan’ny tsy fahasalamana goavana ka nahavoatery nanapahana ny tongony ilany.
Hamaky ny tohinyTena voadaroka i Jean Pierre, ilay mpianatra nosamborin’ny Emmo Reg teny Ankatso ny alatsinainy lasa teo ary nanaporofo izany ny fitsirihana nataon’ny dokotera taminy omaly fa tena voan’ny antsoina hoe « traumatisme multiple » izy.
Hamaky ny tohinyNiditra tamin’ny andro faharoa omaly ny hetsika fanadiovana tsena mandritra ny 100 andro ato anatin’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra
Hamaky ny tohinyMangina tanteraka ny tanàna eny amin’ny Antenimieram-pirenena eny Tsimbazaza, zara raha misy andiany solombavambahoaka mivezivezy
Hamaky ny tohiny