• Alakamisy 03 Septambra 2015
Actualités.Masoivoho Amerikanina Manameloka ny fikasihan-tanana mpianatra

Namoaka fanambarana mahakasika ny raharaha Jean Pierre sy ny fitokonan’ny mpianatra eny Ankatso ny masoivoho Amerikanina ary nilaza fa « manohana ny zon’ny mpianatra hanao fitakiana anatin’ny fitoniana ary mahatsapa ihany koa ny andraikitry ny fitondram-panjakana amin’ny fiantohana ny filaminana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Septambra 2015
Actualités.Fiara fitaterana mpiasa eny amin’ny Antenimieram-pirenena Tsy mihetsika intsony noho ny olana ara-tsolika

Tsy afa-mihetsika manatanteraka ny asany intsony ireo fiarabe fitaterana mpiasa eny amin’ny Antenimieram-pirenena eny Tsimbazaza noho ny olana ara-tsolika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Septambra 2015
Actualités.Fitsarana an’i Jean Pierre Nahemotra rahampitso indray

Nahemotra rahampitso zoma 4 septambra indray ny fitsarana an’i Jean Pierre ilay mpianatra eny amin’ny anjerimanontolo,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Septambra 2015
Actualités.Hay ve ianareo sesesy mitam-basy e !

Iny indray no tsy hitako ry Jean a, mba marina e. Aza mba vendrana ihany ihany hoa e.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Septambra 2015
Actualités.FESTIVAL ANGAREDONA ANDIANY FAHA-12

Hetsika entina hampahafantarana ny fahasamihafan’ireo mozika marobe eto amintsika Hotanterahina eto an-drenivohitra manomboka ny 11 ka hatramin’ny 20 septambra ho avy izao ny festival angaredona andiany faha-12, noforonin-dRajery, ilay mpanakanto fanta-daza amin’ny fitendrena valiha

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Septambra 2015
Actualités.Lalankely fivezivezen’ny olona notampenana tetsy Analamahitsy Tanàna Voavaha ny olana, horavana ilay fanorenana tsy ara-dalàna

Tonga nihaino ny fitarainan’ny mponina teny amin’ny fokontany Analamahitsy tanàna ny solombavambahoaka Naivo Raholdina mivady sy ireo mpiara-dia aminy ny alatsinainy folakandro teo, niaraka tamin’ny filoham-pokontany ao an-toerana.

Hamaky ny tohiny
FTT