Actualités

Hay ve ianareo sesesy mitam-basy e !


  • Alakamisy 03 Septambra 2015

Iny indray no tsy hitako ry Jean a, mba marina e. Aza mba vendrana ihany ihany hoa e.


 Tena tsy takatro mihitsy mantsy hoe hay ve ianareo ka nampianatra fomba fanaovana darok’alikan’ny tsy miala vola tamin’ilay teny Ankatso iny e. Hay koa moa ianareo efa zatra mampianatra ankalamanjana sady maimaimpoana. Raha azoko tsara izany dia iretsy seces tsy mampianatra, fa ianareo indray sesesy mitam-basy, manome lesona an-dry Zanpiera. Tena latsaka mihitsy izay tsy ho latsaka ny ahy tato an-trano aty Ambohimahadizina ry Jean nilazan-dry bandy akama fa hay te handray anjara amin’ny fampianarana an-dry Zanpiera ianareo rehefa tsy mampianatra ihany ry Seces, fa ny anareo lesona tonga dia fampiharana sady maimaimpoana no atao.

Marco be tatasika

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • Gérard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT