• Zoma 04 Septambra 2015
Actualités.Amborovy Mahajanga Naaton’ny Faritra Boeny ny fitrandrahana fasika

Namoaka didim-pitondrana laharana 30-03/09/15 ny faritra Boeny mampiato ny fitrandrahana fasika ao Amborovy Mahajanga

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Septambra 2015
Actualités.Tsy fandriampahalemana Lahiantitra maty notapahin-doha

Mirongatra ny asan-dahalo any Antsalova. Manafika andro antoandro mihitsy izao ny dahalo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Septambra 2015
Actualités.Lalankely fivezivezen’ny olona notampenana tetsy Analamahitsy Tanàna Voavaha ny olana, horavana ilay fanorenana tsy ara-dalàna

Tonga nihaino ny fitarainan’ny mponina teny amin’ny fokontany Analamahitsy tanàna ny solombavambahoaka Naivo Raholdina mivady sy ireo mpiara-dia aminy ny alatsinainy folakandro teo, niaraka tamin’ny filoham-pokontany ao an-toerana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Septambra 2015
Actualités.Aretina tazomoka Namono olona 560 tamin’ny taona 2014

Fotoana mampahazo vahana ny aretina tazomoka ny volana oktobra ho avy io. Mbola voasokajy ho anisan’ny aretina mamono olona betsaka izy io eto amintsika indrindra fa ireo olona marefo

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Septambra 2015
Actualités.Fanarenana ny firenena Ho avy ny TIKO

Tsy dia niresaka politika firy i Marc Ravalomanana tto ho ato fa nifantoka tamin’ny fampihodinana indray ny orinasa nantsangany. Nandefa taratasy tany amin’ny filoha Hery Rajaonarimampianina izy ny 28 aogositra lasa teo

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Septambra 2015
Actualités.Seranan-tsambo Ehoala –Tolagnaro Boaderozy iray sambo lasa ?

Raha iny faritra avaratry ny nosy iny no tena malaza amin’ny fanondranana boaderozy, Vohemar, Sambava, Antalaha, Maroantsetra, Mananara sy ny manodidina iny dia fantatra izao fa misy manondrana an-tsokosoko ity hazo sarobidy ity ihany koa any Tolagnaro

Hamaky ny tohiny
FTT