Actualités

Tsy fandriampahalemana Lahiantitra maty notapahin-doha


  • Zoma 04 Septambra 2015

Mirongatra ny asan-dahalo any Antsalova. Manafika andro antoandro mihitsy izao ny dahalo.

 

 Lahiantitra iray, 62 taona, no maty voatapa-doha tany ampakana bozaka hanafoana trano ny alarobia teo, tany amin’ny toerana 3km miala ny tampon-tanànan’Antsalova. Lasan’ireo tsy matahotody ihany koa ny omby enina nandrasany tamin’io andro io. Tra-tehaky ny polisy tao  Antsalova omaly ny iray tamin’ireo jiolahy nahavanon-doza. Nahitana basy vita gasy tany aminy. Mbola mitohy ny fikarohana ireo namany.

Jean  D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • Gérard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT