• Sabotsy 05 Septambra 2015
Actualités.Famonoana ankitsirano Dahalo roa natao «au poteau» avy eo nodorana

Tsiravina izay nahita ! Lehilahy roa, voatondro fa dahalo no maty notifirin’ny miaramila mpampandry tany ao anatin’ny hetsika «Fahalemana» tany Ihosy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Septambra 2015
Actualités.Delestazy lavareny Lehilahy iray vaky loha niharan’ny herisetra

Efa ho iray volana mahery niaina delestazy izao i Sambava. Misy kartie tsy mahita jiro raha tsy isaky ny telo andro ary sasak'alina izy no mandeha dia zara raha maharitra adiny roa

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Septambra 2015
Actualités.Fiarovana ny loza ara-indostrialy Nahazo ny loka “Green Star Award” Ambatovy

Natolotra an’Ambatovy omaly tao amin’ny Lapan’ny faritra Atsinanana ny loka mikasika ny fiarovana ara-indostrialy sy ny fiomanana ny amin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Septambra 2015
Actualités.Tsy fanarahan-dalàna Sarety entin-tanana maro no voatazona etsy Mahamasina

Noho ny tsy fanarahan-dalàna amin’ny fidirana amin’ny lalana tsy tokony hidirana sy fandehanana amin’ny ora tsy azo hivoahana dia sarety maro no tazana fa voatazona etsy amin’ny “parking” malalaka ambadiky ny Tribune Centrale etsy Mahamasina izay misy ny birao miandraikitra ny fandoavam-bolan’ity Kaominina ity ho an’ireo fiara rehetra tratran’ny “Contravention” noho ny hadisoana nataony.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Septambra 2015
Actualités.Grevin’ny Jirama Misy mifofo ny ain’ireo Sendikalista ?

Hafahafa ny fitsokan’ny rivotra eo anivon’ny Jirama, manoloana ny fihitsohan’ny asa aman-draharaha eo anivon’ity orinasam-panjakana ity vokatry ny fitokonana lavareny tarihin’ny farimbon-tsendikalin’ny Jirama

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Septambra 2015
Actualités.TAPANY

Fitsarana Hivoaka anio ny didim-pitsarana mikasika an’i Jean Pierre, ilay mpianatra taona voalohany amin’ny lalampiofanana Malagasy eny Ankatso, nosamborin’ny Emmo-Reg tamin’ny fomba feno habibiana teny Ankatso tamin’ny alatsinainy 31 aogositra 2015, nampangaina ho miketrika fanonganam-panjakana sy manao fihetsiketsehana an-dalambe tsy nahazoana alalana.

Hamaky ny tohiny
FTT